Breath

Breath a song by Kresnik on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone

Breath by Kresnik

Breath Lyrics

[00:13.57] Vera fahatelo ny masoko efa red
[00:15.08] Angamba efa-bolana tsy nivoaka ny bled
[00:16.63] Leo leo mi-dépr, leo ana ny mic
[00:18.33] Satria shit foana izay tantaraiko
[00:20.98] Andao lesy hivoaka efa-bolana ela zay no n'hiberne
[00:23.46] Mila mandao ny akama ve? Raha te i perce?
[00:25.92] Aleo za hijanona fa ny saiko mbola confiné
[00:28.47] Andao fa miandry anla ny kofa rehetra
[00:29.92] Kishta feno lanintsika ny bex
[00:31.56] Raha tsisy anla tsy misy ny revy
[00:33.01] Tairo ary za mba haka doudoune (Speed ela speed ela)
[00:33.97] Mba hanao mafana
[00:34.94] Za tsy te hanenina, fa mila akama
[00:36.47] De tairo averina ny revy nahatamana
[00:37.96] Efa ela no tsy koboko ny teto an-tanana
[00:40.27]
[00:46.41] Ela be ry tabory
[00:47.69] Efa ela no niandrasan-tsika anazy
[00:49.13] Zay indray za vao ahita an'i...
[00:50.72] Lay tsisy flow mihitsy nefa mba te halaza
[00:52.87] Marary fo fa tsy ni-pop tazy
[00:54.82] Nisotro lasa ni-dope tazy
[00:57.13] Aza mijery any sao dia kopy tazy
[00:59.44] Dia ahoana ry... (Aiza?)
[01:01.23] Voasintona tao ihany tabory
[01:02.69] Androany indray za vao hiary tory
[01:04.19] Azafady koa fa be be natao za teo
[01:06.19] Kozy? Be be natao ialahy teo
[01:07.66] Sa varina niketrika zavatra tsisy kory
[01:09.76] Aza atao an'izany izy f'izy pory efa miezaka
[01:13.13] Tsisy an'izany ry zandry fa resaka buzz tsy atao hampi-dépr
[01:16.05] Io asakasak'ialahy fa bandy ny tena dia mila mi debr
[01:19.24] Zay lay be be morale, mbola tsy niova elisany ao ral
[01:22.32] Isaky ny miona dia ny hivoaka alina, hatraty mahaleo f'aleo za iala
[01:25.34]
[01:39.97] Alefao ny télé...
[01:45.78] Io ve tsy... toa mi perce be fa mandeha télé
[01:48.30] Efa malazalaza manan-talenta
[01:49.94] Takzay aho nanosika fa nanenako daholo ny vavako rehetra rehetra
[01:53.00] Izaho efa nikozy, zao feno ny paosiny
[01:54.97] Lisany mbola tsy tafa anaty bossy
[01:56.26] Zao jereo lery lasa boss
[01:59.97] Andao mba ndao mba hiaraka i-ride
[02:01.67] Andao mba hiara hivoaka alina
[02:02.83] Eny amin'ny city na any amin'ny Raid
[02:04.40] Any amin'ny restau "c'est moi qui régale"
[02:06.63] Za tsy manadino, tsy mbola lavo za nanampinoana
[02:09.21] Tsy hoe rehefa tafa dia hifanome lamosina, hisara-dalana hifanao veloma
[02:09.82]

From the album: T R I L L