Raha mila fanampiana - Live

Raha mila fanampiana - Live a song by Mahaleo on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone

Raha mila fanampiana - Live by Mahaleo

Raha mila fanampiana - Live Lyrics

[00:19.56] Raha mila fanampiana ianao
[00:22.56] Ka misy tsy mety ny hatao
[00:25.70] Tsarovy akia e fa any ho any
[00:32.67] Misy namana tena tia
[00:38.73] Miandry fotsiny miandry pihy maso
[00:45.01] Miandry ho kopahin-tanana
[00:51.17] Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
[00:56.86] Satria izany no tena namana
[01:03.63] Raha misy zavamam-pahory
[01:06.40] Ka mila tsy ahita tory
[01:10.06] Tsarovy akia e fa any ho any
[01:16.32] Misy namanao tena tia
[01:22.97] Mahantra sy osa mahantra harena
[01:29.32] Nefa kosa tsy tia tena
[01:35.56] Fa vonon-kianampy satria tia
[01:41.78] Tsy mitady valiny sanatria
[01:48.89]
[02:06.70] Raha matsiaro ireny ianao indray
[02:09.17] Na marary nefa tokana iray
[02:12.91] Tsarovy akia e fa any ho any
[02:19.53] Misy namanao tena tia
[02:25.22] Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
[02:31.32] Ka ny halahelo hatsaharo
[02:37.19] Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
[02:43.61] Ho tonga tsy ho ela fa vetivety
[02:49.96] Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
[02:52.96] Fa madio sy hamairatra foana
[02:56.66] Tsarovy akia e fa any ho any
[03:03.45] Misy namanao hatrany hatrany
[03:10.48] Misy namanao hatrany hatrany
[03:16.12]

From the album: Live à l'Olympia (Edition integrale)