Sao dia ataon'ialahy hoe - Live

Sao dia ataon'ialahy hoe - Live a song by Mahaleo on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone

Sao dia ataon'ialahy hoe - Live by Mahaleo

Sao dia ataon'ialahy hoe - Live Lyrics

Sao dia ataon'ialahy hoe manadino letsy aho a
Tsia letsy a, tsy maintsy mody any letsy aho a
Sao dia ataon'ialahy hoe mirediredy letsy aho a
Tsia letsy a, mbola tsy bedy letsy aho a

Ny fiainana, hono letsy, tsy vita mora
Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora
Ka ny mora kivy, io no tsy atao
Fa ao ambadika ao ny anjaranao

Sao dia ataon'ialahy hoe katry lava letsy aho a
Tsia letsy a, mba misotrosotro letsy aho a
Sao dia ataon'ialahy hoe mamo lava letsy aho a
Tsia letsy a, fa malahelo letsy aho a

Ny fiainana, hono letsy, tsy vita mora
Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora
Ka ny mora kivy, io no tsy atao
Fa ao ambadika ao ny anjaranao

Sao dia ataon'ialahy hoe mihani-kazo letsy aho a
Tsia letsy a, mamboly voninkazo letsy aho a

From the album: Live à l'Olympia (Edition integrale)