Tsy miraharaha - Live
Tsy miraharaha - Live a song by Mahaleo on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone
Tsy miraharaha - Live Lyrics
[00:22.73] Tanety dorana, tsy miraharaha
[00:27.89] Arehitra ny ala, tsy miraharaha
[00:33.21] May ny tanindrazana e, tsy miraharaha
[00:38.75] Ny hoavin'ny taranaka, tsy miraharaha
[00:44.13] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[00:49.02] Ny hamono antsika anie tsy mba basy velively
[00:54.97] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[00:59.56] Tsy mahatsiaro tena isika, mihamaty tsikelikely
[01:05.85] Risoriso manjaka, tsy miraharaha
[01:11.21] Izay osa voadaka, tsy miraharaha
[01:16.97] Ny efa matanjaka e, tsy miraharaha
[01:22.63] Sondriana mitrandraka, tsy miraharaha
[01:27.79] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[01:32.33] Ny safiran' Ilakaka tsy hita velively
[01:37.53] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[01:42.97] Saingy afa-drakotra izao ny tantely
[01:48.39] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[01:53.00] Ny harena an-kibon'ny tany
[01:55.61] Tsy misy mitsitsy velively
[01:58.43] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[02:01.63] Ny taranantsika re mba amelao kely
[02:10.31] Ny fiarahamonina, tsy miraharaha
[02:36.39] Aleony mionona, tsy miraharaha
[02:42.07] Lasa fomba mahazatra e ny tsy miraharaha
[02:47.47] Isika Malagasy lasa tsy miraharaha
[02:52.35] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[02:58.01] Tena loza ity. Isika Malagasy anie ho very
[03:02.68] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[03:08.01] Vola indray izao o no solon'ny fanjakana manan-kery
[03:13.53] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[03:18.65] Tena loza ity. Isika Malagasy anie ho very
[03:24.04] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[03:29.42] Vola indray izao o no solon'ny Ray aman-dReny ton-teny
[03:34.46] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[04:02.08] Soa ihany fa mbola misy anareo e miraharaha
[04:06.33] O 'ry Aba, O 'ry hendry e
[04:13.17] Soa ihany fa mbola misy zanakareo e miraharaha
[04:27.25]

From the album: Live à l'Olympia (Edition integrale)
-
Karaborosy - Live by Mahaleo , -
Tsiafahy - Live by Mahaleo , -
Vololona - Live by Mahaleo , -
Kurde - Live by Mahaleo , -
Rivotra - Live by Mahaleo , -
Raha mila fanampiana - Live by Mahaleo , -
Embona sy hanina - Live by Mahaleo , -
Gasikara vita baorina - Live by Mahaleo , -
Omaly tolakandro - Live by Mahaleo , -
Hay hay - Live by Mahaleo , -
Tsy miraharaha - Live by Mahaleo , -
Ramiaramila - Live by Mahaleo , -
Antanambao - Eny Re by Mahaleo , -
Sao dia ataon'ialahy hoe - Live by Mahaleo , -
Hanaraka anao - Live by Mahaleo , -
Tsy misy ny doria - Live by Mahaleo , -
Raha noana ny kibo - Live by Mahaleo , -
Mimoza - Live by Mahaleo , Aina Quach , -
Mofo tantely - Live by Mahaleo , -
Efa ela - Live by Mahaleo , -
Sambo de gera - Live by Mahaleo , -
Voasary - Live by Mahaleo , -
Ianao - Live by Mahaleo , -
Voankazo voarara - Live by Mahaleo , -
Post scriptum - Live by Mahaleo , -
Ikala ratsy ity - Live by Mahaleo , -
Manta vary - Live by Mahaleo , -
Andro ririnina - Live by Mahaleo , -
Lendrema - Live by Mahaleo , -
Aomby - Live by Mahaleo , -
Fitia vao mitsiry - Live by Mahaleo , -
Adin-tsaina - Live by Mahaleo , -
Mihodinkodina - Live by Mahaleo , -
Jamba - Live by Mahaleo , -
Somambisamby - Live by Mahaleo , -
Madagasikara - Live by Mahaleo , -
Ilay nosy - Live by Mahaleo , -
Tontolo iainana - Live by Mahaleo , -
Ravorondreo - Live by Mahaleo , -
Isekely - Live by Mahaleo , -
Bemolanga - Live by Mahaleo , -
Mozambika - Live by Mahaleo , -
Marovoay - Live by Mahaleo , -
Hiaraka isika - Live by Mahaleo ,