Raha noana ny kibo - Live
Raha noana ny kibo - Live a song by Mahaleo on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone
Raha noana ny kibo - Live Lyrics
Raha noana ny kibo re
Mivezivezy ny fanahy
Na ireo razana efa lasa aza
Tsy mety mitahy
Koa aza mba kanosa re
Sy be ahiahy
Fa sao dia voasongona
Fa be ireo fetsy lahy Ialao ny hakamona
Mitondra mosary
Fa ireo razana hanohana
Raha mamboly vary
Fa ny fambolena ihany
No harena eto an-tany
Fa izay manao izany
Hisongadina avy hatrany
Fa efa miha sarotra Ity fiainana ity
Fa misy te-hivarotra Ity tanintsika ity
Tsy fantatra intsony Aiza ny marina
Fa 'tady ho lotoiny
Amin'izay tsy ho tafarina
Fa 'tady ho vonoiny
Koa hivarimbarina
Fantatsika mazava anie
Ireo olana misy
Izay tsy ampoizina akory
Nefa misy dia misy
Fa ny toky anie fitaka
Ny atao hono no hita
Na inona na inona hasaritaka
Refa vonona tafita
Ny alaolana dia betsaka
Mameno ny tany
Avelao atamin'ny resaka
Fa io tsy mety lany Inona ary no hatao
Mba hialana amin'izao
Raiso ary ny andraikitra
Fa efa mafy ity ny kaikitra
Nahoana raha miara-dia hifanohantohana
Hifanaja, hifankatia
Tsy hifanondro vohana
Hiaraka hikarakara
Ity tanintsika ity
Ka ny soa sy tena tsara
No hatolotra azy ity
Aza mba mizarazara
Hampadroso azy ity
Mivezivezy ny fanahy
Na ireo razana efa lasa aza
Tsy mety mitahy
Koa aza mba kanosa re
Sy be ahiahy
Fa sao dia voasongona
Fa be ireo fetsy lahy Ialao ny hakamona
Mitondra mosary
Fa ireo razana hanohana
Raha mamboly vary
Fa ny fambolena ihany
No harena eto an-tany
Fa izay manao izany
Hisongadina avy hatrany
Fa efa miha sarotra Ity fiainana ity
Fa misy te-hivarotra Ity tanintsika ity
Tsy fantatra intsony Aiza ny marina
Fa 'tady ho lotoiny
Amin'izay tsy ho tafarina
Fa 'tady ho vonoiny
Koa hivarimbarina
Fantatsika mazava anie
Ireo olana misy
Izay tsy ampoizina akory
Nefa misy dia misy
Fa ny toky anie fitaka
Ny atao hono no hita
Na inona na inona hasaritaka
Refa vonona tafita
Ny alaolana dia betsaka
Mameno ny tany
Avelao atamin'ny resaka
Fa io tsy mety lany Inona ary no hatao
Mba hialana amin'izao
Raiso ary ny andraikitra
Fa efa mafy ity ny kaikitra
Nahoana raha miara-dia hifanohantohana
Hifanaja, hifankatia
Tsy hifanondro vohana
Hiaraka hikarakara
Ity tanintsika ity
Ka ny soa sy tena tsara
No hatolotra azy ity
Aza mba mizarazara
Hampadroso azy ity
From the album: Live à l'Olympia (Edition integrale)
-
Karaborosy - Live by Mahaleo , -
Tsiafahy - Live by Mahaleo , -
Vololona - Live by Mahaleo , -
Kurde - Live by Mahaleo , -
Rivotra - Live by Mahaleo , -
Raha mila fanampiana - Live by Mahaleo , -
Embona sy hanina - Live by Mahaleo , -
Gasikara vita baorina - Live by Mahaleo , -
Omaly tolakandro - Live by Mahaleo , -
Hay hay - Live by Mahaleo , -
Tsy miraharaha - Live by Mahaleo , -
Ramiaramila - Live by Mahaleo , -
Antanambao - Eny Re by Mahaleo , -
Sao dia ataon'ialahy hoe - Live by Mahaleo , -
Hanaraka anao - Live by Mahaleo , -
Tsy misy ny doria - Live by Mahaleo , -
Raha noana ny kibo - Live by Mahaleo , -
Mimoza - Live by Mahaleo , Aina Quach , -
Mofo tantely - Live by Mahaleo , -
Efa ela - Live by Mahaleo , -
Sambo de gera - Live by Mahaleo , -
Voasary - Live by Mahaleo , -
Ianao - Live by Mahaleo , -
Voankazo voarara - Live by Mahaleo , -
Post scriptum - Live by Mahaleo , -
Ikala ratsy ity - Live by Mahaleo , -
Manta vary - Live by Mahaleo , -
Andro ririnina - Live by Mahaleo , -
Lendrema - Live by Mahaleo , -
Aomby - Live by Mahaleo , -
Fitia vao mitsiry - Live by Mahaleo , -
Adin-tsaina - Live by Mahaleo , -
Mihodinkodina - Live by Mahaleo , -
Jamba - Live by Mahaleo , -
Somambisamby - Live by Mahaleo , -
Madagasikara - Live by Mahaleo , -
Ilay nosy - Live by Mahaleo , -
Tontolo iainana - Live by Mahaleo , -
Ravorondreo - Live by Mahaleo , -
Isekely - Live by Mahaleo , -
Bemolanga - Live by Mahaleo , -
Mozambika - Live by Mahaleo , -
Marovoay - Live by Mahaleo , -
Hiaraka isika - Live by Mahaleo ,