Hiaraka isika - Live
Hiaraka isika - Live a song by Mahaleo on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone
Hiaraka isika - Live Lyrics
Hiaraka isika
Na tomany na sariaka
Hiara-hizaka ny mafy
Nefa vonon-kihafy
Raha sendra mandalo
Ilay rivo-pandrava
Dia hiaraka hikalo
Fa io mbola hisava
Raha mahery vaika
Ny sangin'ny tany
Aoka tsy hiraika
F'efa fombany izany
Hiaraka isika
Na tomany na sariaka
Hiara-hizaka ny mafy
Nefa vonon-kihafy
Ireo minia
Hanao ankaso
Mpandrava fitia
Ikimpio maso
Ireo nahatsiaro
Ho nahavita tena
Ka niala ny maro
Hodio tsy jerena
Ireo efa zatra
Nivarotra lova
Ka namela ratra
Ivavaho mba hiova
Raha sendra mandalo
Ilay rivo-pandrava
Ilay rivo-pandrava
Dia hiaraka hikalo
Fa io mbola hisava
Na tomany na sariaka
Hiara-hizaka ny mafy
Nefa vonon-kihafy
Raha sendra mandalo
Ilay rivo-pandrava
Dia hiaraka hikalo
Fa io mbola hisava
Raha mahery vaika
Ny sangin'ny tany
Aoka tsy hiraika
F'efa fombany izany
Hiaraka isika
Na tomany na sariaka
Hiara-hizaka ny mafy
Nefa vonon-kihafy
Ireo minia
Hanao ankaso
Mpandrava fitia
Ikimpio maso
Ireo nahatsiaro
Ho nahavita tena
Ka niala ny maro
Hodio tsy jerena
Ireo efa zatra
Nivarotra lova
Ka namela ratra
Ivavaho mba hiova
Raha sendra mandalo
Ilay rivo-pandrava
Ilay rivo-pandrava
Dia hiaraka hikalo
Fa io mbola hisava
From the album: Live à l'Olympia (Edition integrale)
-
Karaborosy - Live by Mahaleo , -
Tsiafahy - Live by Mahaleo , -
Vololona - Live by Mahaleo , -
Kurde - Live by Mahaleo , -
Rivotra - Live by Mahaleo , -
Raha mila fanampiana - Live by Mahaleo , -
Embona sy hanina - Live by Mahaleo , -
Gasikara vita baorina - Live by Mahaleo , -
Omaly tolakandro - Live by Mahaleo , -
Hay hay - Live by Mahaleo , -
Tsy miraharaha - Live by Mahaleo , -
Ramiaramila - Live by Mahaleo , -
Antanambao - Eny Re by Mahaleo , -
Sao dia ataon'ialahy hoe - Live by Mahaleo , -
Hanaraka anao - Live by Mahaleo , -
Tsy misy ny doria - Live by Mahaleo , -
Raha noana ny kibo - Live by Mahaleo , -
Mimoza - Live by Mahaleo , Aina Quach , -
Mofo tantely - Live by Mahaleo , -
Efa ela - Live by Mahaleo , -
Sambo de gera - Live by Mahaleo , -
Voasary - Live by Mahaleo , -
Ianao - Live by Mahaleo , -
Voankazo voarara - Live by Mahaleo , -
Post scriptum - Live by Mahaleo , -
Ikala ratsy ity - Live by Mahaleo , -
Manta vary - Live by Mahaleo , -
Andro ririnina - Live by Mahaleo , -
Lendrema - Live by Mahaleo , -
Aomby - Live by Mahaleo , -
Fitia vao mitsiry - Live by Mahaleo , -
Adin-tsaina - Live by Mahaleo , -
Mihodinkodina - Live by Mahaleo , -
Jamba - Live by Mahaleo , -
Somambisamby - Live by Mahaleo , -
Madagasikara - Live by Mahaleo , -
Ilay nosy - Live by Mahaleo , -
Tontolo iainana - Live by Mahaleo , -
Ravorondreo - Live by Mahaleo , -
Isekely - Live by Mahaleo , -
Bemolanga - Live by Mahaleo , -
Mozambika - Live by Mahaleo , -
Marovoay - Live by Mahaleo , -
Hiaraka isika - Live by Mahaleo ,