Adin-tsaina - Live

Adin-tsaina - Live a song by Mahaleo on Foxsoundi — Free Music, Smart Streaming for Everyone

Adin-tsaina - Live by Mahaleo

Adin-tsaina - Live Lyrics

Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.

Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany anie
No tena nisompatra.

Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanantsika roa
Nilaozanao amin'izao

Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy

From the album: Live à l'Olympia (Edition integrale)